Ungefähr FANAMBY 60andro FI.A.FI
Fikambanana Mampiely Baiboly Madagassisch
Ny FMBM dia sehatra fiaraha-miasan'ny rafitra kristianina eto Madagasikara mba hampiroboroboana ny fampielezana ny Soratra Masina. Niforona ny 21 jona 1965 izy ary mpikambana mahefa ao amin'ny Fikambanana Mampiely Baiboly Eran-Tany (FMBET) nanomboka tamin'ny taona 1972.
„Madagasikara heniky ny fahalalana an’i Kristy amin’ny alalan’ny Soratra Masina“ no vina iorenan’ny FMBM ary mizara ho efatra lehibe ny antom-pisiany eto Madagasikara:
(1) Mandika ny Soratra Masina amin'ny fiteny azon'ny olona
(2) Mamokatra ny Soratra Masina amin'ny endriny ilàn'ny olona azy
(3) Mampiely ny Soratra Masina amin'ny vidiny takatry ny olona
(4) Mampiofana sy manentana ny fandinihana sy ny fampiasana ny Soratra Masina. »
Fifandraisana:
Mailaka: fmbm@biblesociety-malagasy.org
Laharana-Finday:
A. +261 32 07 251 35
B. +261 33 11 251 35
+261 20 23 617 14
Tel. +261 34 22 263 84
Facebook: Fikambanana Mampiely Baiboly Madagaskar
WhatsApp: https://tinyurl.com/Malagasy-WA-PStore
www.malagasy.bible
Laden Sie Global Bible Apps in anderen Sprachen vom Google Play Store herunter oder < a href="https://apk.fcbh.org">FCBH Global Bible App APK Store.
Lesen, hören und sehen Sie Gottes Wort in mehr als 1300 Sprachen und laden Sie kostenlose Audio-Bibeln herunter unter https://www.Bible. ist< /a>
Text
© 2003 Die Madagassische Bibelgesellschaft
Audio
℗ 2004 Hosianna

Ausklappen